|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Ofnì

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 18.24 And Chepharhaammonai, and Ophni, and Gaba; twelve cities with their villages: sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny; Kefara-Emona, Ofnì ary Gabe: tanàna roa ambin' ny folo sy ny zanabohiny. Kephar-ha-Ammoni, Ophni, Gaba : douze villes et leurs villages.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 1.3 And this man went up out of his city yearly to worship and to sacrifice unto the Lord of hosts in Shiloh. And the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, the priests of the Lord, were there. Ary ralehilahy niakatra isan-taona niala tamin' ny tanànany hivavaka sy hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, tao Silo. Ary tao izy mirahalahy, zanak' i Ely, dia Hofinia sy Finehasa, mpisoron' i Jehovah. Niakatra avy any an-tanànany isan-taona ralehilahy io, hivavaka amin' ny Tompon' ny tafika sy hanatitra sorona aminy, any Silao. Ary tao ny zanak' i Jelì, roa lahy, dia Ofnì sy Finea, mpisoron' ny Tompo. Chaque année, cet homme montait de sa ville pour adorer et pour sacrifier à Yahvé Sabaot à Silo là se trouvaient les deux fils d'Éli, Hophni et Pinhas, comme prêtres de Yahvé .
...............
1Sm / 1Sam 2.34 And this shall be a sign unto thee, that shall come upon thy two sons, on Hophni and Phinehas; in one day they shall die both of them. Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia Hofinia sy Finehasa: ho indray andro maty izy mirahalahy. Ary ho famantaranao izany, ny hanjò ny zanakao roa lahy, dia Ofnì sy Finea, fa ho indray andro maty izy roa lahy. Le présage sera pour toi ce qui va arriver à tes deux fils, Hophni et Pinhas : le même jour, ils mourront tous deux.
...............
1Sm / 1Sam 4.4 So the people sent to Shiloh, that they might bring from thence the ark of the covenant of the Lord of hosts, which dwelleth between the cherubims: and the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, were there with the ark of the covenant of God. Dia naniraka nankany Silo ny olona haka ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, Tompon' ny maro, Izay mipetraka amin' ny kerobima; ary tao Silo, teo amin' ny fiaran' ny faneken' Andriamanitra, izy mirahalahy zanak' i Ely, dia Hofinia sy Finehasa. Dia naniraka nankany Silao ny olona, ka nentina avy any amin' io tanàna io ny fiaran' ny faneken' ny Tompon' ny tafika, izay mipetraka amin' ny kerobima. Niaraka tamin' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo Andriamanitra izy mirahalahy zanak' i Helì, dia Ofnì sy Finea. L' armée envoya à Silo et on enleva de là l' arche de Yahvé Sabaot, qui siège sur les chérubins; les deux fils d'Éli, Hophni et Pinhas, accompagnaient l' arche.
...............
1Sm / 1Sam 4.11 And the ark of God was taken; and the two sons of Eli, Hophni and Phinehas, were slain. Dia lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak' i Ely, dia Hofinia sy Finehasa. Ny fiaran' Andriamanitra dia voasambotra ary izy roa lahy zanak' i Helì, Ofnì sy Finea, dia maty. L' arche de Dieu fut prise et les deux fils d'Éli moururent, Hophni et Pinhas.
...............
1Sm / 1Sam 4.17 And the messenger answered and said, Israel is fled before the Philistines, and there hath been also a great slaughter among the people, and thy two sons also, Hophni and Phinehas, are dead, and the ark of God is taken. Dia namaly ilay nitondra teny ka nanao hoe: Nandositra teo anoloan' ny Filistina ny Isiraely, ka be dia be no maty, ary izy mirahalahy zanakao, Hofinia sy Finehasa, mba maty koa, sady lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra. Dia hoy ity iraka: Nandositra teo anoloan' ny Filistina Israely: be dia be no voavono tamin' ny vahoaka; izy roa lahy zanakao aza maty koa, dia Ofnì sy Fiena, ary ny fiaran' Andriamanitra lasan-ko babo. Le messager répondit : " Israël a fui devant les Philistins, ce fut même une grande défaite pour l' armée, et encore tes deux fils sont morts, et l' arche de Dieu a été prise! "