|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Akaza

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.38 And Jotham slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David his father: and Ahaz his son reigned in his stead. Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida rainy izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Joatama ka nalevina tao an-tanànan' i Davida rainy, ao amin' ny razany. Akaza zanany no nanjaka nandimby azy. Yotam se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité de David, son ancêtre, et son fils Achaz devint roi à sa place.
2Mp 16.1 In the seventeenth year of Pekah the son of Remaliah Ahaz the son of Jotham king of Judah began to reign. Tamin' ny taona fahafito ambin' ny folo nanjakan' i Peka, zanak' i Remalia, no vao nanjakan' i Ahaza, zanak' i Jotama, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahafito ambin' ny folo nanjakan' i Fasea zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa Akaza, zanak' i Joatama mpanjakan' i Jodà. En la dix-septième année de Péqah fils de Remalyahu, Achaz fils de Yotam devint roi de Juda.
2Mp 16.2 Twenty years old was Ahaz when he began to reign, and reigned sixteen years in Jerusalem, and did not that which was right in the sight of the Lord his God, like David his father. Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah Andriamaniny tahaka ny nataon' i Davida rainy izy; Roapolo taona Akaza fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy mba nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo Andriamaniny tahaka an' i Davida rainy izy; Achaz avait vingt ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem. Il ne fit pas ce qui est agréable à Yahvé, son Dieu, comme avait fait David son ancêtre.
...............
2Mp 16.5 Then Rezin king of Syria and Pekah son of Remaliah king of Israel came up to Jerusalem to war: and they besieged Ahaz, but could not overcome him. Ary tamin' izany dia niakatra hanafika an' i Jerosalema Rezina, mpanjakan' i Syria, sy Peka, zanak' i Remalia, mpanjakan' ny Isiraely; ary nanao fahirano an' i Ahaza izy, nefa tsy naharesy azy. Tamin' izany no niakaran-dRasina mpanjakan' i Siria, sy Fasea zana-dRomeliasa, hanafika an' i Jerosalema. Nanao fahirano an' i Akaza izy ireo, nefa tsy naharesy azy. C' est alors que Raçôn, roi d' Aram, et Péqah fils de Remalyahu, roi d' Israël, partirent en guerre contre Jérusalem, ils l' assiégèrent mais ils ne purent pas la réduire.
...............
2Mp 16.7 So Ahaz sent messengers to Tiglathpileser king of Assyria, saying, I am thy servant and thy son: come up, and save me out of the hand of the king of Syria, and out of the hand of the king of Israel, which rise up against me. Ary Ahaza naniraka olona ho any amin' i Tiglato-pilesera, mpanjakan' i Asyria, hanao hoe: Mpanomponao sy zanakao aho; miakara, ka vonjeo aho tsy ho azon' ny mpanjakan' i Syria sy ny mpanjakan' ny Isiraely, izay efa mitsangana hiady amiko. Nandefa iraka tany amin' i Teglathfalasara mpanjakan' i Asiria, Akaza nanao hoe: Mpanomponao sy zanakao aho, ka miakara hanafaka ahy amin' ny tanan' ny mpanjakan' Israely, fa nitsangan-kamely ahy izy ireo. Alors Achaz envoya des messagers à Téglat-Phalasar, roi d' Assyrie, pour lui dire : "Je suis ton serviteur et ton fils! Viens me délivrer des mains du roi d' Aram et du roi d' Israël, qui se sont levés contre moi."
2Mp 16.8 And Ahaz took the silver and gold that was found in the house of the Lord, and in the treasures of the king' s house, and sent it for a present to the king of Assyria. Ary nalain' i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao an-tranon' i Jehovah sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, dia nampanateriny ho fanomezana ho an' ny mpanjakan' i Asyria. Ary nalain' i Akaza ny volafotsy sy volamena hita tao an-tranon' ny Tompo, sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, nampitondrainy ho fanomezana ny mpanjakan' i Asiria. Achaz prit l' argent et l' or qu' on trouva dans le Temple de Yahvé et dans les trésors du palais royal et envoya le tout en présent au roi d' Assyrie.
...............
2Mp 16.10 And king Ahaz went to Damascus to meet Tiglathpileser king of Assyria, and saw an altar that was at Damascus: and king Ahaz sent to Urijah the priest the fashion of the altar, and the pattern of it, according to all the workmanship thereof. Ary nandeha Ahaza mpanjaka hitsena an' i Tiglato-pilesera, mpanjakan' i Asyria, any Damaskosy; ary nony nahita ny alitara tao Damaskosy izy, dia nampitondra ny mariky ny alitara sy ny sariny araka ny fombany rehetra ho any amin' i Oria mpisorona. Nankany Damasa Akaza mpanjaka hitsena an' i Teglathfalasara mpanjakan' i Asiria. Nony nahita ity otely tao Damasa Akaza mpanjaka, dia nampitondra ny modelin' ny otely sy ny toetr' endriny araka izay nahavitana azy manontolo ho an' i Oriasa mpisorona. Le roi Achaz alla à Damas pour rencontrer Téglat-Phalasar, roi d' Assyrie, et il vit l' autel qui était à Damas. Alors le roi Achaz envoya au prêtre Uriyya l' image de l' autel et son modèle, avec le détail de sa structure.
2Mp 16.11 And Urijah the priest built an altar according to all that king Ahaz had sent from Damascus: so Urijah the priest made it against king Ahaz came from Damascus. Ary Oria mpisorona dia nanao alitara: araka ny marika rehetra nampitondrain' i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy no nanaovan' i Oria mpisorona azy mandra-pihavin' i Ahaza mpanjaka avy tany Damaskosy. Ka naorin' i Oriasa mpisorona ny otely, ary nataon' i Oriasa mpisorona mitovy indrindra amin' ny modely nampitondrain' i Akaza mpanjaka, avy any Damasa, nataony vita mandra-pahatongan' ny mpanjaka avy any Damasa. Le prêtre Uriyya construisit l' autel; toutes les instructions que le roi Achaz avait envoyées de Damas, le prêtre Uriyya les exécuta avant que le roi Achaz revînt de Damas.
...............
2Mp 16.15 And king Ahaz commanded Urijah the priest, saying, Upon the great altar burn the morning burnt offering, and the evening meat offering, and the king' s burnt sacrifice, and his meat offering, with the burnt offering of all the people of the land, and their meat offering, and their drink offerings; and sprinkle upon it all the blood of the burnt offering, and all the blood of the sacrifice: and the brasen altar shall be for me to enquire by. Ary Ahaza mpanjaka nandidy an' i Oria mpisorona hoe: Eo ambonin' ny alitara lehibe no andoroy ny fanatitra dorana maraina sy ny fanatitra hohanina hariva sy ny fanatitra dorana mbamin' ny fanatitra hohanina izay ho an' ny mpanjaka, ary ny fanatitra dorana mbamin' ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina izay ho an' ny vahoaka rehetra ary ny rà rehetra avy amin' ny fanatitra dorana sy ny fanatitra alatsa-drà hafa dia hatopinao aminy; ary ny amin' ny alitara varahina dia mbola hataoko fanontanian-javatra Ary izao koa no didy nomen' i Akaza mpanjaka an' i Oriasa mpisorona: Doroy eo ambonin' ny otely lehibe ny sorona dorana ny maraina, ny fanatitra hariva, ny sorona dorana amam-panatitry ny mpanjaka, ny sorona dorana amam-panatitry ny vahoaka rehetra; araraho eo ny fanatiny araraka ary aidino eo ny ra rehetra avy amin' ny sorona dorana sy ny ra rehetra avy amin' ny sorona. Fa ny amin' ny otely varahina, dia raharahako ny manapaka ny aminy. Le roi Achaz fit ce commandement au prêtre Uriyya : "C' est sur le grand autel que tu feras fumer l' holocauste du matin et l' oblation du soir, l' holocauste du roi et son oblation, l' holocauste, l' oblation et les libations de tout le peuple; tu répandras sur lui tout le sang des holocaustes et des sacrifices. Pour ce qui concerne l' autel de bronze, je vais m' en occuper."
2Mp 16.16 Thus did Urijah the priest, according to all that king Ahaz commanded. Ary Oria mpisorona dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Ahaza mpanjaka. Notanterahin' i Oriasa mpisorona avokoa izay rehetra nodidian' i Akaza mpanjaka. Le prêtre Uriyya fit tout ce que lui avait ordonné le roi Achaz.
2Mp 16.17 And king Ahaz cut off the borders of the bases, and removed the laver from off them; and took down the sea from off the brasen oxen that were under it, and put it upon the pavement of stones. Ary nesorin' i Ahaza mpanjaka ny kibon ny fitoeran-tavin-drano; ary nesoriny ny tavin-drano, ary ilay tavin-drano lehibe dia nampidininy niala tamin' ireo omby varahina: izay teo ambaniny ka nataony teo ambony lampivato. Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; nampidininy ny ranomasina avy teo ambonin' ireo omby varahina nibaby azy, ka nataony teo ambony lampivato, Le roi Achaz mit en pièces les bases roulantes, il en détacha les traverses et les bassins, il descendit la Mer de bronze de dessus les boeufs qui la supportaient et la posa sur le pavé de pierres.
...............
2Mp 16.19 Now the rest of the acts of Ahaz which he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Ahaza sisa, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Akaza mbamin' izay rehetra nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà va izany? Le reste de l' histoire d' Achaz, et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?
2Mp 16.20 And Ahaz slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David: and Hezekiah his son reigned in his stead. Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Hezekia zanany nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Akaza, ka nalevina ao an-tanànan' i Davida ao amin' ny razany. Ezekiasa zanany no nanjaka nandimby azy. Achaz se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité de David et son fils Ezéchias régna à sa place.
2Mp 17.1 In the twelfth year of Ahaz king of Judah began Hoshea the son of Elah to reign in Samaria over Israel nine years. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, tamin' ny Isiraely tao Samaria; ary nanjaka Sivy taona izy. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Akaza mpanjakan' i Jodà, no vao nanjaka tamin' Israely tao Samaria Osea zanak' i Ela. Sivy taona no nanjakany. En la douzième année d' Achaz, roi de Juda, Osée fils d' Ela devint roi sur Israël à Samarie; il régna neuf ans.
2Mp 18.1 Now it came to pass in the third year of Hoshea son of Elah king of Israel, that Hezekiah the son of Ahaz king of Judah began to reign. Ary tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Hezekia, zanak' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Osea, zanak' i Elà mpanjakan' Israely, no vao nanjaka kosa Ezekiasa zanak' i Akaza mpanjakan' i Jodà. En la troisième année d' Osée fils d' Ela, roi d' Israël, Ezéchias fils d' Achaz devint roi de Juda.
...............
2Mp 20.11 And Isaiah the prophet cried unto the Lord: and he brought the shadow ten degrees backward, by which it had gone down in the dial of Ahaz. Ary Isaia mpaminany nitaraina tamin' i Jehovah, ka nampiverina ny aloka hàdiny folo Jehovah, dia ilay nidinany teo amin' ny dialin' i Ahaza. Tamin' izay nangataka tamin' ny Tompo ny mpaminany ka nahemony ambaratonga folo ny aloka teo amin' ny ambaratongan' i Akaza, dia teo amin' ny ambaratonga efa nidinany. Le prophète Isaïe invoqua Yahvé et celui-ci fit reculer l' ombre sur les degrés que le soleil avait descendus, les degrés de la chambre haute d' Achaz dix degrés en arrière.
...............
2Mp 23.12 And the altars that were on the top of the upper chamber of Ahaz, which the kings of Judah had made, and the altars which Manasseh had made in the two courts of the house of the Lord, did the king beat down, and brake them down from thence, and cast the dust of them into the brook Kidron. Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin' ny tranon' i Ahaza, izay nataon' ireo mpanjakan' ny Joda, sy ny alitara izay nataon' i Manase tao anatin' ny kianja roa tamin' ny tranon' i Jehovah, dia noravan' ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin' ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony. Noravany ireo otely teo ambony tafon' ny efi-trano avon' i Akaza, nataon' ny mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny nataon' i Manase teo amin' ny kianja roa amin' ny tranon' ny Tompo; ary avy eo izy dia nandeha faingana nanary ny vovoka avy amin' ireny tao amin' ny lohasahan' i Sedrona. Les autels qui étaient sur la terrasse et qu' avaient bâtis les rois de Juda, et ceux qu' avait bâtis Manassé dans les deux cours du Temple de Yahvé, le roi les démolit, les brisa là et jeta leur poussière dans la vallée du Cédron.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.13 Ahaz his son, Hezekiah his son, Manasseh his son, Ahaza no zanakalahin' i Jotama Hezekia no zanakalahin' i Ahaza, Manase no zanakalahin' i Hezetia, Akaza zanany, Ezekiasa zanany, Manase zanany, Achaz son fils, Ézéchias son fils, Manassé son fils,
...............
1Tt / 1Tan 8.35 And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tarea, and Ahaz. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. Zanakalahin' i Mikà: Fitona, Meleka, Toraà sy Akaza. Fils de Mika : Pitôn, Mélek, Taréa, Ahaz.
1Tt / 1Tan 8.36 And Ahaz begat Jehoadah; and Jehoadah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza, Ary Ahaza niteraka an' i Joada; ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Joadà, Joadà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà, Ahaz engendra Yehoadda, Yehoadda engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri. Zimri engendra Moça.
...............
1Tt / 1Tan 9.41 And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tahrea, and Ahaz. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. Zanakalahin' i Mikà: Fitòna, Meleka, Taraà. Fils de Mika : Pitôn, Mélek, Tarèa.
1Tt / 1Tan 9.42 And Ahaz begat Jarah; and Jarah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza; Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. Ahaz engendra Yara, Yara engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri; Zimri engendra Moça.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 27.9 And Jotham slept with his fathers, and they buried him in the city of David: and Ahaz his son reigned in his stead. Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tany an-Tanànan' i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Joatama, ka nalevina tao an-tanànan' i Davida. Ary Akaza zanany no nanjaka nandimby azy. Puis Yotam se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité de David, et son fils Achaz devint roi à sa place.
2Tt / 2Tan 28.1 Ahaz was twenty years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem: but he did not that which was right in the sight of the Lord, like David his father: Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary tsy mba nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tahaka an' i Davida rainy izy, Roapolo taona Akaza fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan' ny Tompo tahaka an' i Davida rainy izy, Achaz avait vingt ans à son avènement et il régna seize ans à Jérusalem. Il ne fit pas ce qui est agréable à Yahvé comme avait fait David son ancêtre.
...............
2Tt / 2Tan 28.16 At that time did king Ahaz send unto the kings of Assyria to help him. famin' izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Asyria nangataka ny any hanampy azy. Tamin' izany andro izany Akaza mpanjaka naniraka olona hangata-bonjy amin' ireo mpanjakan' i Asiria, C' est alors que le roi Achaz envoya demander au roi d' Assyrie de lui porter secours.
...............
2Tt / 2Tan 28.19 For the Lord brought Judah low because of Ahaz king of Israel; for he made Judah naked, and transgressed sore against the Lord. Fa Jehovah nampietry ny Joda noho Ahaza, mpanjakan' ny Isiraely, satria Ahaza efa nanaram-po nanao ratsy teo amin' ny Joda ka nivadika tamin' i Jehovah. Satria naetrin' ny Tompo Jodà, noho ny amin' i Akaza mpanjakan' Israely izay nampitombo ny fitondran-tena ratsy teo amin' i Jodà sy nanao heloka tamin' ny Tompo. Yahvé abaissa en effet Juda à cause d' Achaz, roi d' Israël, qui laissait aller Juda et était infidèle à Yahvé.
...............
2Tt / 2Tan 28.21 For Ahaz took away a portion out of the house of the Lord, and out of the house of the king, and of the princes, and gave it unto the king of Assyria: but he helped him not. Fa efa nalain' i Ahaza ny zavatra tao an-tranon' i Jehovah sy tao an-tranon' ny mpanjaka sy ny an' ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan' i Asyria, nefa tsy nahasoa azy akory izany. Nalain' i Akaza ny zavatra tao an-tranon' ny Tompo sy ny tao an-tranon' ny mpanjaka mbamin' ny lehibe ka nanao fanatitra ho an' ny mpanjakan' i Asiria, fa tsy nahazo fanampiana tamin' izany izy. mais Achaz dut prélever une part des biens du Temple de Yahvé et des maisons royale et princières, pour les envoyer au roi d' Assyrie, sans recevoir secours de lui.
2Tt / 2Tan 28.22 And in the time of his distress did he trespass yet more against the Lord: this is that king Ahaz. Ary tamin' ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin' i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io. Na tao anatin' izany fahoriana nanjo azy izany aza, mbola nanohy ny fahotana tamin' ny Tompo ihany izy, Akaza mpanjaka, Tandis qu' il était assiégé, il accrut son infidélité envers Yahvé, lui, le roi Achaz,
...............
2Tt / 2Tan 28.24 And Ahaz gathered together the vessels of the house of God, and cut in pieces the vessels of the house of God, and shut up the doors of the house of the Lord, and he made him altars in every corner of Jerusalem. Ary Ahaza nanangona ny fanaky ny tranon' Andriamanitra ka namakivaky azy ary nandrindrina ny varavaran' ny tranon' i Jehovah sady nanao alitara teny amin' ny zoron-dalana rehetra tany Jerosalema. nangonin' i Akaza ny fanaky ny tranon' Andriamanitra, ka novakivakiny ny fanaky ny tranon' Andriamanitra ary narindriny ny varavaran' ny tranon' ny Tompo, dia teny amin' ny zoron-dalana rehetra tao Jerosalema no nanaovany otely. Achaz rassembla le mobilier du Temple de Dieu, il le mit en pièces, ferma les portes du Temple de Yahvé et se fit des autels à tous les coins de rue de Jérusalem;
...............
2Tt / 2Tan 28.27 And Ahaz slept with his fathers, and they buried him in the city, even in Jerusalem: but they brought him not into the sepulchres of the kings of Israel: and Hezekiah his son reigned in his stead. Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanàna Jerosalema izy, fa tsy mba natao tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Akaza, ka nalevina tao an-tanàna, tao Jerosalema, fa tsy mba naiditra tao amin' ny fasan' ny mpanjakan' Israely. Ary Ezekiasa zanany no nanjaka nandimby azy. Achaz se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité, à Jérusalem, sans le transporter dans les tombeaux des rois d' Israël. Son fils Ézéchias régna à sa place.
...............
2Tt / 2Tan 29.19 Moreover all the vessels, which king Ahaz in his reign did cast away in his transgression, have we prepared and sanctified, and, behold, they are before the altar of the Lord. Ary ny fanaka rehetra izay novetavetain' i Ahaza mpanjaka tamin' ny nanotany, fony izy mbola nanjaka, dia efa namboarinay sy nohamasininay, koa indreo izy eo anoloan' ny alitaran' i Jehovah. Ary ny fanaka rehetra novetavetain' i Akaza mpanjaka, tamin' ny andro nanjakany, tamin' ny fotoana nanotany, dia efa samy voamboatranay sy voadionay, ka eo anoloan' ny otelin' ny Tompo izany. Tous les objets qu' avait rejetés le roi Achaz durant son règne impie, nous les avons réinstallés et consacrés; les voici devant l' autel de Yahvé. "

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
Isa / Iz 1.1 The vision of Isaiah the son of Amoz, which he saw concerning Judah and Jerusalem in the days of Uzziah, Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah. Ny fahitan' Isaia, zanak' i Amoza, izay hitany ny amin' ny Joda sy Jerosalema tamin' ny andron' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, izay samy mpanjakan' ny Joda. Fahitan' Izaia, zanak' i Amosa, momba an' i Jodà sy Jerosalema, izay hitany tamin' ny andron' i Oziasa, Joatama, Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà. Vision d' Isaïe, fils d' Amoç, qu' il reçut au sujet de Juda et de Jérusalem, au temps d' Ozias, de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda.
Isa / Iz 7.1 And it came to pass in the days of Ahaz the son of Jotham, the son of Uzziah, king of Judah, that Rezin the king of Syria, and Pekah the son of Remaliah, king of Israel, went up toward Jerusalem to war against it, but could not prevail against it. Ary tamin' ny andron' i Ahaza, zanak' i Jotama, zanak' i Ozia, mpanjakan' ny Joda, no niakaran-dRezina, mpanjakan' i Syria, sy Pelza, zanak' i Remalia, mpanjakan' ny Isiraely, hanafika an' i Jerosalema, nefa tsy nahafaka azy izy. Tamin' ny andron' i Akaza, zanak' i Joatama, zanak' i Oziasa, mpanjakan' i Jodà, dia niakatra hanafina an' i Jerosalema, Rasima, mpanjakan' i Siria, niaraka tamin' i Fasea, zana-dRomelia, mpanjakan' Israely; nefa tsy nahafaka azy izy. Au temps d' Achaz, fils de Yotam, fils d' Ozias, roi de Juda, Raçôn, roi d' Aram, monta avec Péqah, fils de Remalyahu, roi d' Israël, vers Jérusalem pour porter l' attaque contre elle, mais il ne put l' attaquer.
...............
Isa / Iz 7.3 Then said the Lord unto Isaiah, Go forth now to meet Ahaz, thou, and Shearjashub thy son, at the end of the conduit of the upper pool in the highway of the fuller' s field; Ary hoy Jehovah tamin' Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an' i Ahaza eo amin' ny faran' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony, eo amin' ny lalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba, Dia hoy Iaveh tamin' Izaia: Mivoaha hianao sy Seara-Jasoba, zanakao, hitsena an' i Akaza eo amin' ny faran' ny lakan-dranon' ny kamory ambony, amin' ny làlan' ny sahan' ny mpamotsy lamba; Et Yahvé dit à Isaïe : Sors au-devant d' Achaz, toi et Shéar-Yashub ton fils, vers l' extrémité du canal de la piscine supérieure, vers le chemin du champ du Foulon.
...............
Isa / Iz 7.10 Moreover the Lord spake again unto Ahaz, saying, Ary Jehovah mbola niteny tamin' i Ahaza ihany ka nanao hoe: Mbola niteny tamin' i Akaza koa Iaveh nanao hoe: Yahvé parla encore à Achaz en disant :
...............
Isa / Iz 7.12 But Ahaz said, I will not ask, neither will I tempt the Lord. Fa hoy Ahaza: Tsy hangataka aho, fa tsy haka fanahy an' i Jehovah Fa hoy Akaza: Tsy hangataka aho; tsy haka fanahy an' ny Tompo aho. Et Achaz dit : Je ne demanderai rien, je ne tenterai pas Yahvé.
...............
Isa / Iz 14.28 In the year that king Ahaz died was this burden. Tamin' ny taona nahafatesan' i Ahaza mpanjaka no nisy izao faminaniana ny loza hanjo izao: Tamin' ny taona nahafatesan' i Akaza mpanjaka no nivoahan' izao faminaniana izao. L' année de la mort du roi Achaz, cet oracle fut prononcé :
...............
Isa / Iz 38.8 Behold, I will bring again the shadow of the degrees, which is gone down in the sun dial of Ahaz, ten degrees backward. So the sun returned ten degrees, by which degrees it was gone down. Indro, hampiverina ny aloka hàdiny folo Aho araka ny nampidinan' ny masoandro azy teo amin' ny dialin' i Ahaza. Ka dia niverina hàdiny folo ny masoandro, dia ilay efa nidinany. Indro aho hampihemotra ny aloka hiverina araka ny ambaratonga efa nampidinin' ny masoandro azy, eo amin' ny ambaratongan' i Akaza, dia ambaratonga folo. Dia nihemotra ambaratonga folo, teo amin' ny ambaratonga efa nidinany teo, ny masoandro. Voici que je vais faire reculer l' ombre des degrés que le soleil a descendus sur les degrés de la chambre haute d' Achaz dix degrés en arrière." Et le soleil recula de dix degrés, sur les degrés qu' il avait descendus.

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
Hos / Os 1.1 The word of the Lord that came unto Hosea, the son of Beeri, in the days of Uzziah, Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah, and in the days of Jeroboam the son of Joash, king of Israel. Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Hosea, zanak' i Bery, tamin' ny andro nanjakan' i Ozia sy Jotama sy Ahaza ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely. Tenin' ny Tompo, tonga tamin' i Osea, zanak' i Beerì, tamin' ny andron' i Oziasa sy Joatama sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely. Parole de Yahvé qui fut adressée à Osée, fils de Beéri, au temps d' Ozias, de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda, et au temps de Jéroboam, fils de Joas, roi d' Israël.

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 1.1 The word of the Lord that came to Micah the Morasthite in the days of Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah, which he saw concerning Samaria and Jerusalem. Ny tenin' i Jehovah izay tonga tamin' i Morastita tamin' ny andro nanjakan' i Jotama sy Ahaza ary Hezetia, mpanjakan' ny Joda, dia ilay hitany ny amin' i Samaria sy Jerosalema. Tenin' ny Tompo natao tamin' i Mikea avy ao Moreseta, tamin' ny andro nanjakan' i Joatana sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, izay nahazoany fahitana momba an' i Samaria sy Jerosalema. Parole de Yahvé qui fut adressée à Michée de Moréshèt, au temps de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda. Ses visions sur Samarie et Jérusalem.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.9 And Ozias begat Joatham; and Joatham begat Achaz; and Achaz begat Ezekias; ary Ozia niteraka an' i Jotama; ary Jotama niteraka an' i Ahaza; ary Ahaza niteraka an' i Hezekia; Oziasa niteraka an' i Joatama; Joatama niteraka an' i Akaza; Akaza niteraka an' i Ezekiasa; Ozias engendra Joatham, Joatham engendra Achaz, Achaz engendra Ézéchias,