|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Kosan-risataima

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.8 Therefore the anger of the Lord was hot against Israel, and he sold them into the hand of Chushanrishathaim king of Mesopotamia: and the children of Israel served Chushanrishathaim eight years. Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan' i Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an' i Kosan-risataima valo taona ny Zanak' Isiraely. ka nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo; namidiny ho eo an-tànan' i Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia izy, dia nanompo an' i Kozana-Rasataima valo taona ny zanak' Israely. Alors la colère de Yahvé s' enflamma contre Israël, il les livra aux mains de Kushân-Risheatayim, roi d'Édom, et les Israélites furent asservis à Kushân-Risheatayim pendant huit ans.
...............
Mts / Mpits 3.10 And the Spirit of the Lord came upon him, and he judged Israel, and went out to war: and the Lord delivered Chushanrishathaim king of Mesopotamia into his hand; and his hand prevailed against Chushanrishathaim. Ary ny Fanahin' i Jehovah no tao aminy, dia nitsara ny Isiraely izy sady nivoaka hiady; ary Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, dia natolotr' i Jehovah teo an-tànany; ary nahery ny tànany ka namely an' i Kosan-risataima. Nilatsaka tamin' io ny Fanahin' ny Tompo, ka nitsara an' Israely izy, ary nivoaka hiady; ary natolotry ny Tompo ho eo an-tànany Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia, ka nahery tamin' i Kozana-Rasataima ny tànany. L' esprit de Yahvé fut sur lui; il devint juge d' Israël et se mit en campagne. Yahvé livra entre ses mains Kushân-Risheatayim, roi d'Édom, et il triompha de Kushân-Risheatayim.