|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Temanita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.34 And Jobab died, and Husham of the land of Temani reigned in his stead. Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin' ny tanin' ny Temanita. Maty Jobaba, dia Hosama, avy amin' ny tanin' ny Temanita, no nanjaka nandimby azy. Yobab mourut et à sa place régna Husham du pays des Témanites.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.45 And when Jobab was dead, Husham of the land of the Temanites reigned in his stead. Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin' ny tanin' ny Temanita. Maty Jobaba, ka Hosama avy any amin' ny tanin' ny Temanita no nanjaka nandimby azy. Yobab mourut et à sa place régna Husham, du pays des Témanites.

  Book of Job Joba Joba Livre de Job
...............
Job / Jb 2.11 Now when Job' s three friends heard of all this evil that was come upon him, they came every one from his own place; Eliphaz the Temanite, and Bildad the Shuhite, and Zophar the Naamathite: for they had made an appointment together to come to mourn with him and to comfort him. Ary rehefa ren' ny sakaizan' i Joba telo lahy ny fahoriana rehetra izay nanjo azy, dia samy niainga avy tany amin' ny fonenany avy izy dia Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ary nifamotoana izy mba handeha hitsapa alahelo sy hampionona azy. Nony nandre ny loza rehetra nanjo an' i Joba ireo sakaizany telo lahy: Elifaza avy any Temàna, Baldada avy any Sohe, ary Sofara avy any Naamà, dia samy niainga avy any amin' ny fonenany avy, ka niara-nidinika izay handehanana hitsapa alahelo sy hampionona azy. Trois amis de Job apprirent tous les malheurs qui l' avaient frappé. Ils arrivèrent chacun de son pays, Éliphaz de Témân, Bildad de Shuah, Çophar de Naama. Ensemble, ils décidèrent d' aller le plaindre et le consoler.
Job / Jb 4.1 Then Eliphaz the Temanite answered and said, Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe: Dia niteny Elifaza avy any Temana ka nanao hoe: Éliphaz de Témân prit la parole et dit :
Job / Jb 15.1 Then answered Eliphaz the Temanite, and said, Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe: Dia niteny Elifaza avy any Temana ka nanao hoe: Éliphaz de Témân prit la parole et dit :
Job / Jb 22.1 Then Eliphaz the Temanite answered and said, Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe: Dia niteny Elifaza, ka nanao hoe: Éliphaz de Témân prit la parole et dit :
...............
Job / Jb 42.7 And it was so, that after the Lord had spoken these words unto Job, the Lord said to Eliphaz the Temanite, My wrath is kindled against thee, and against thy two friends: for ye have not spoken of me the thing that is right, as my servant Job hath. Ary rehefa voalazan' i Jehovah tamin' i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin' i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan' i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy. Nony avy nilaza izany teny izany tamin' i Joba Iaveh, dia hoy izy tamin' i Elifaza avy any Temana: Mirehitra aminao sy amin' ireo sakaizanao roa lahy ny fahatezerako; satria tsy mba mifanaraka amin' ny marina tahaka ny nataon' i Joba, ny filazanareo ahy. Après qu' il eut ainsi parlé à Job, Yahvé s' adressa à Eliphaz de Témân : "Ma colère s' est enflammée contre toi et tes deux amis, car vous n' avez pas parlé de moi avec droiture comme l' a fait mon serviteur Job.
...............
Job / Jb 42.9 So Eliphaz the Temanite and Bildad the Shuhite and Zophar the Naamathite went, and did according as the Lord commanded them: the Lord also accepted Job. Dia nandeha Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah azy; ary Jehovah dia nankasitraka an' i Joba. Dia nandeha Elifaza avy any Temana sy Baldada avy any Sohe ary Sofara avy any Naamana, nanao araka izay voalazan' ny Tompo taminy, ka nankasitrahan' ny Tompo ny fivavahan' i Joba. Eliphaz de Témân, Bildad de Shuah, Cophar de Naamat s' en furent exécuter l' ordre de Yahvé. Et Yahvé eut égard à Job.