|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Omara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.11 And the sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. Ny zanakalahin' i Elifaza dia Temàna, Omara, Sefao, Gatama ary Seneza. Les fils d'Éliphaz furent : Témân, Omar, Çepho, Gatam, Qenaz.
...............
Gen / Jen 36.15 These were dukes of the sons of Esau: the sons of Eliphaz the firstborn son of Esau; duke Teman, duke Omar, duke Zepho, duke Kenaz, Izao no loham-pirenena tamin' ny taranak' i Esao: ny zanakalahin' i Elifaza, lahimatoan' i Esao, dia Temana loham-pireneny sy Omara loham-pireneny sy Zefo loham-pireneny sy Kenaza loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny zanak' i Esao: Zanakalahin' i Elifaza: Temana, loham-pirenena; Omara, loham-pirenena; Sefao, loham-pirenena; Seneza, loham-pirenena. Voici les chefs des fils d'Ésaü. Fils d'Éliphaz, premier-né d'Ésaü : le chef Témân, le chef Omar, le chef Çepho, le chef Qenaz,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.36 The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; Fils d'Éliphaz : Témân, Omar, Çephi, Gaétam, Qenaz, Timna, Amaleq.