|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Abiama

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 14.31 And Rehoboam slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. And Abijam his son reigned in his stead. Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Roboama, ka nalevina tao akaikin' ny razany tao an-tanànan' i Davida. Ny anaran-dreniny dia Naamà Amonita, ary Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Roboam se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David. Son fils Abiyyam régna à sa place.
1Mp 15.1 Now in the eighteenth year of king Jeroboam the son of Nebat reigned Abijam over Judah. Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, no vao nanjakan' i Abia tamin' ny Joda. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jeroboama zanak' i Nabata, no nahatongavan' i Abiama ho mpanjakan' i Jodà. La dix-huitième année du roi Jéroboam fils de Nebat, Abiyyam devint roi de Juda
...............
1Mp 15.7 Now the rest of the acts of Abijam, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? And there was war between Abijam and Jeroboam. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany ? Ary niady Abia sy Jeroboama Ny sisa tamin' ny asan' i Abiama, mbamin' izay rehetra nataony, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Niady Abiama sy Jeroboama. Le reste de l' histoire d' Abiyyam, tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda ? Il y eut guerre entre Abiyyam et Jéroboam.
1Mp 15.8 And Abijam slept with his fathers; and they buried him in the city of David: and Asa his son reigned in his stead. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Abiama, ka nalevina ao an-tanànan' i Davida. Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Puis Abiyyam se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David ; son fils Asa régna à sa place.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.10 And Solomon' s son was Rehoboam, Abia his son, Asa his son, Jehoshaphat his son, Ary ny zanakalahin' i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin' i Abia, Josafata no zanakalahin' i Asa, Zanakalahin' i Salomona: Roboama; Abiasa zanany, Asà zanany, Josafata zanany, Fils de Salomon : Roboam; Abiyya son fils, Asa son fils, Josaphat son fils,
...............
1Tt / 1Tan 6.13 And Shallum begat Hilkiah, and Hilkiah begat Azariah, Ary ny zanakalahin' i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia. Zanakalahin' i Samoela: Vasenì lahimatoa, dia Abia. Fils d' Elqana : Samuel l' aîné et Abbiyya le second.
...............
1Tt / 1Tan 24.10 The seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah, ny fahafito an' i Hakoza, ny fahavalo an' i Abia, an' i Akosa ny fahafito, an' i Abià ny fahavalo, Haqqoç le septième, Abiyya le huitième,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.20 And after her he took Maachah the daughter of Absalom; which bare him Abijah, and Attai, and Ziza, and Shelomith. Ary nanarakaraka azy, dia nalainy koa Imaka, zanakavavin' i Absaloma, izay niteraka an' i Abia sy Atahy sy Ziza ary Selomita taminy. Manaraka an' io dia mbola naka an' i Maakà zanakavavin' i Absaloma izy, ka niteraka an' i Abià, Etaia, Zizà ary Salomita, taminy. Il épousa après elle Maaka, fille d' Absalom, qui lui enfanta Abiyya, Attaï, Ziza et Shelomit.
...............
2Tt / 2Tan 11.22 And Rehoboam made Abijah the son of Maachah the chief, to be ruler among his brethren: for he thought to make him king. Ary Abia, zanakalahin' Imaka, no nataon-dRehoboama lohany ho mpanapaka ny rahalahiny; fa izy no efa nokasainy hampanjakaina. Abià, zanakalahin' i Maakà no nataon-dRoboama loha laharana, ho filohan' ny rahalahiny, fa io no nokasainy hampanjakaina. Roboam fit d' Abiyya, fils de Maaka, le chef de famille, prince parmi ses frères, afin de le faire roi.
...............
2Tt / 2Tan 12.16 And Rehoboam slept with his fathers, and was buried in the city of David: and Abijah his son reigned in his stead. Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Roboama ka nalevina tao an-tanànan' i Davida. Abià zanany no nanjaka nandimby azy. Roboam se coucha avec ses pères et fut enterré dans la Cité de David; son fils Abiyya régna à sa place.
...............
2Tt / 2Tan 13.2 He reigned three years in Jerusalem. His mother' s name also was Michaiah the daughter of Uriel of Gibeah. And there was war between Abijah and Jeroboam. Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Mikaia, zanakavavin' i Oriela, avy any Gibea. Ary niady Abia sy Jeroboama. Ny anaran-dreniny, dia Mikaia, zanakavavin' i Oriela, avy any Gabaa. Niady Abia sy Jeroboama. et régna trois ans à Jérusalem. Sa mère s' appelait Mikayahu, fille d' Uriel, de Gibéa. Il y eut guerre entre Abiyya et Jéroboam.
2Tt / 2Tan 13.3 And Abijah set the battle in array with an army of valiant men of war, even four hundred thousand chosen men: Jeroboam also set the battle in array against him with eight hundred thousand chosen men, being mighty men of valour. Ary Abia niantomboka niady ka nitondra miaramila mahery, dia lehilahy efatra hetsy voafantina; ary Jeroboama kosa nandahatra ny azy hiady aminy, dia lehilahy valo hetsy voafantina, samy mahery avokoa. Ka Abià no nanomboka ny ady, nitondra miaramila mpiady mahery, lehilahy voafantina, efatra hetsy; fa lehilahy voafantina valo hetsy, mpiady mahery, kosa no nalahatr' i Jeroboama hiady aminy. Abiyya engagea le combat avec une armée de guerriers vaillants - quatre cent mille hommes d'élite - et Jéroboam se rangea en bataille contre lui avec huit cent mille hommes d'élite, preux vaillants.
2Tt / 2Tan 13.4 And Abijah stood up upon mount Zemaraim, which is in mount Ephraim, and said, Hear me, thou Jeroboam, and all Israel; Ary Abia nijoro teo an-tendrombohitra Zemaraima, izay any amin' ny tany havoan' i Efraima, ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy ry Isiraely rehetra: Nitsangana teo an-tampon-tendrombohitra Semerona, teo amin' ny tendrombohitr' i Efraima, Abià ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Jeroboama sy Israely rehetra! Abiyya se posta sur le mont Çemarayim, situé dans la montagne d'Éphraïm, et s'écria : " Jéroboam et vous tous, Israélites, écoutez-moi!
...............
2Tt / 2Tan 13.15 Then the men of Judah gave a shout: and as the men of Judah shouted, it came to pass, that God smote Jeroboam and all Israel before Abijah and Judah. Dia nihoby ny lehilahy amin' ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an' i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan' i Abia sy ny Joda. Nanao akora lava fikatrohana ny lehilahy amin' i Jodà ary dieny nanao akora fikatrohana ny lehilahin' i Jodà, Iaveh kosa namely an' i Jeroboama sy Israely rehetra teo anoloan' i Abià sy Jodà. les hommes de Juda poussèrent le cri de guerre, et, tandis qu' ils poussaient ce cri, Dieu frappa Jéroboam et tout Israël devant Abiyya et Juda.
...............
2Tt / 2Tan 13.17 And Abijah and his people slew them with a great slaughter: so there fell down slain of Israel five hundred thousand chosen men. ka nahafatesan' i Abia sy ny vahoakany be dia be izy; ary niampatrampatra ny fatin' ny Isiraely, dia lehilahy dimy hetsy voafantina. Ka nataon' i Abià sy ny vahoakany lambam-bary, ka nisy lehilahy voafantina dimy hetsy no maty niampatrampatra tamin' Israely. Abiyya et son armée leur infligèrent une cuisante défaite : cinq cent mille hommes d'élite tombèrent morts parmi les Israélites.
...............
2Tt / 2Tan 13.19 And Abijah pursued after Jeroboam, and took cities from him, Bethel with the towns thereof, and Jeshanah with the towns thereof, and Ephraim with the towns thereof. Ary Abia nanenjika an' i Jeroboama ka nahazo ny tanànany, dia Betela mbamin' ny zana-bohiny sy Jesana mbamin' ny zana-bohiny ary Efrona mbamin' ny zana-bohiny. Notanahin' i Abià Jeroboama, ka nahazoany ireto tanàna ireto: Betela sy ny tanàna momba azy; Jesàna sy ny tanàna momba azy; Efrona sy ny tanàna momba azy. Abiyya poursuivit Jéroboam et lui conquit des villes : Béthel et ses dépendances, Yeshana et ses dépendances, Éphrôn et ses dépendances.
2Tt / 2Tan 13.20 Neither did Jeroboam recover strength again in the days of Abijah: and the Lord struck him, and he died. Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin' ny andron' i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy. Tsy nahazo hery intsony Jeroboama tamin' ny andron' i Abià, fa nokapohin' ny Tompo izy ka maty. Jéroboam perdit alors sa puissance durant la vie d' Abiyya; Yahvé le frappa et il mourut.
2Tt / 2Tan 13.21 But Abijah waxed mighty, and married fourteen wives, and begat twenty and two sons, and sixteen daughters. Ary Abia nitombo hery, ary nanam-bady efatra ambin' ny folo izy ka niteraka lahy roa amby roa-polo sy vavy enina ambin' ny folo. Abià kosa nitombo hery, nanambady efatra amin' ny folo izy, ary niteraka lahy roa amby roapolo sy vavy enina ambin' ny folo. Abiyya s' affermit; il épousa quatorze femmes et engendra vingt-deux fils et seize filles.
2Tt / 2Tan 13.22 And the rest of the acts of Abijah, and his ways, and his sayings, are written in the story of the prophet Iddo. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. Ny sisa tamin' ny asan' i Abià mbamin' ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin' ny boky Fitadidian' i Adao mpaminany. Le reste de l' histoire d' Abiyya, sa conduite et ses actions sont écrits dans le Midrash du prophète Iddo.
2Tt / 2Tan 13.23 Ary nodimandry any amin' ny razany Abià ka nalevina tao an-tanànan' i Davida. Asà zanany no nanjaka nandimby azy. Nandry folo taona ny tany tamin' ny androny. Puis Abiyya se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David; son fils Asa régna à sa place. La paix d' Asa. Le pays, de son temps, fut tranquille pendant dix ans.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 10.7 Meshullam, Abijah, Mijamin, Daniela, Ginetona, Baroka, Gentona, Baròka, Mosolama, Abiasa, Daniyyel, Ginnetôn, Baruk,
Neh / Ne 10.8 Maaziah, Bilgai, Shemaiah: these were the priests. Mesolama, Abia, Miamina, Miamina, Maaziasa, Meshullam, Abiyya, Miyyamîn,
...............
Neh / Ne 12.4 Iddo, Ginnetho, Abijah, Ido, Ginetoy, Abia, Adao, Gentona, Abiasa, Iddo, Ginnetôn, Abiyya,
...............
Neh / Ne 12.17 Of Abijah, Zichri; of Miniamin, of Moadiah, Piltai: ny avy tamin' i Abia dia Zikry; ny avy tamin' i Miniamina, avy tamin' i Moadia, dia Piltahy; Zekrì avy amin' i Abiasa; Feltì avy amin' i Miamina, sy Moadiasa; famille d' Abiyya : Zikri; famille de Minyamîn; famille de Moadya : Piltaï;

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.7 And Solomon begat Roboam; and Roboam begat Abia; and Abia begat Asa; ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an' i Abia; ary Abia niteraka an' i Asa; Salomona niteraka an' i Roboama; Roboama niteraka an' i Abiasa; Abiasa niteraka an' i Asà; Salomon engendra Roboam, Roboam engendra Abia, Abia engendra Asa,