Entry (1/11) | 1 asa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 tsy fantatro, tsy mahalala aho [Tanala]
[1.78] 4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1] |
Explanations in English |
5 don't know [1.2] 6 I don't know [1.7] |
Explanations in French |
7 je n'en sais rien [1.8] |
Examples |
8 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293] 9 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
Synonyms | 10 asane, asany |
Compound words |
|
Entry (2/11) | 15 asa |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato 18 Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? 19 Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao 20 Fampiasana: Asa saina [1.1] |
Explanations in English |
21 tillage, labour, work [1.2] 22 working the soil; work in general [1.7] |
Explanations in French |
23 travail [1.8, 1.13] 24 culture du sol [1.8] 25 emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 35 Fonjambolamena asehon' ny asany : na ilay Cher Frère malagasy voalohany (Rabe Régis) |
Article |
36 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/11) | 37 asa |
Part of speech | 38 noun |
Explanations in Malagasy |
39 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1] |
Explanations in English |
40 [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/11) | 43 asa |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in Malagasy |
45 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1] |
Explanations in English |
46 sharpening [1.7] |
Explanations in French |
47 affûtage [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (5/11) | 49 asa |
Part of speech | 50 noun |
Explanations in Malagasy |
51 lalàna [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (6/11) | 52 asa |
Part of speech | 53 adjective |
Explanations in Malagasy |
54 folo [Taimoro]
[1.78] |
Vocabulary |
55 Mathematics: arithmetic |
Entry (7/11) | 56 Asa |
Part of speech | 57 name (biblical book) |
Explanations in English |
58 Acts: one of the books of the Bible [3.1] |
Explanations in French |
59 Actes: un des livres de la Bible [3.1] |
Vocabulary |
60 Holy Scriptures |
Entry (8/11) | 61 ASA |
Part of speech | 62 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
63 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1] |
Vocabulary |
64 Organizations |
Entry (9/11) | 65 ASA |
Part of speech | 66 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in English |
67 see American School of Antananarivo [3.1] |
Vocabulary |
68 Organizations |
Entry (10/11) | 69 ASA |
Part of speech | 70 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
71 voir Accueil des Sans-Abri [3.1] |
Vocabulary |
72 Organizations |
Entry (11/11) | 73 ASA |
Part of speech | 74 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
75 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo [3.1] |
Vocabulary |
76 Organizations |
Anagrams | 77 asa, ASA, saa |
Updated on 2024/12/03 |