Entry | 1 folo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [1.1] |
Explanations in English |
4 ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [1.2] 5 ten [1.7] |
Explanations in French |
6 dix [1.3, 1.5, 1.8] |
International |
7 10 8 X [3.1] |
Examples |
9 Tovolahy Bara folo no tao [2.649#1021] 10 Hitondra tanam-polo mody? [2.528#106] 11 Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany [2.996#19.9.17] |
Vocabulary |
12 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 33 Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Proverbs | 34 Proverbs containing the word folo |
Tables and plates |
35 The Numbers 36 Addition 37 Multiplication |
Article |
38 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrams | 39 folo, lofo |
Updated on 2024/10/03 |