Entry (1/2) | 1 roambinifolo |
Part of speech | 2 adjective |
Vocabulary |
3 Mathematics: arithmetic |
Explanations in English | 4 twelve [3.1] |
Explanations in French | 5 douze [3.1] |
Examples |
6 Ny tendrombohitra roambinifolo. [2.508] 7 Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508] 8 Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366] |
Other spellings | 9 roa, roa |
Elementary words | 10 roa, amby, folo |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 Roambinifolo |
Part of speech | 13 name (anthroponym) |
Vocabulary |
14 History: (in general) |
Explanations in Malagasy | 15 Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1] |
Examples |
16 Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [2.298] |
Elementary words | 17 folo |
Tables and plates |
18 Full list |
Anagrams | 19 Roambinifolo, roambinifolo, Roambinifolo, roambinifolo |
Updated on 2023/05/17 |