|
|
|
|

Entry (1/3)1  amby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] amin'ny, sy
4  [1.1] Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato.
5  [1.13] elanelan'ny iditra sy ny voaka
Explanations in English  6  [1.2] excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two.
7  [1.7] excess, surplus
Explanations in French  8  [1.8] excédent, surplus
9  [1.13] solde, reste
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  51  Proverbs containing the word amby

Entry (2/3)52  amby
Part of speech  53  noun
Explanations in Malagasy  54  [1.13] tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky
Explanations in French  55  [1.13] chiffres des unités
Vocabulary  56  Mathematics: arithmetic

Entry (3/3)57  amby
Part of speech  58  noun
Explanations in Malagasy  59  [1.78] [Taimoro] vehivavy ratsy fitondran-tena

Anagrams  60 

Updated on 2025/01/21