Entry | 1 ambin' ny folo |
Elementary words | 2 amby, folo |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Mathematics: arithmetic |
Examples |
5 Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472] 6 Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320] 7 Roa ambin' ny folo no isany. [2.649] 8 Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508] 9 Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996] 10 Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285] 11 Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996] |
Other spellings | 12 ambinifolo |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/30 |