|
|
|
|

Entry1  ambin-jaza
Elementary words  2  amby, zaza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany
Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana
Explanations in English  5  [1.2] A child less loved by the family than the other children.
Explanations in French  6  [1.3] enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants

Updated on 2024/12/07