|
|
|
|

Entry (1/2)1  zaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
4  Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1]
Explanations in English  5  a child [1.7]
Explanations in French  6  enfant [1.8]
7  enfant [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  8  Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472]
9  zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
16  Adverbs :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Titles  35  Zaza niangarana (Ravelomoria Wast)
Proverbs  36  Proverbs containing the word zaza

Entry (2/2)37  Zaza
Part of speech  38  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  39  Randzavola: Zaza amin' ny Baiboly [1.38]
Explanations in English  40  Zaza [2.996]
Explanations in French  41  Zaza [2.996]
Vocabulary  42  Holy Scriptures
Other spellings  43  ziza

Updated on 2023/06/26