Entry | 1 zazavao |
Elementary words | 2 zaza, vao |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva |
Explanations in English |
5 [1.7] a new recruit; a new trainee |
Explanations in French |
6 [1.8] recrue; apprenti sans expérience |
Examples |
7 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#] 8 Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra. [2.472#] |
Updated on 2024/12/07 |