|
|
|
|

Entry (1/3)1  vao
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho
Niseho tsy ela izay: Fery vao
Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay
Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (2/3)46  vao
Part of speech  47  noun
Explanations in Malagasy  48  [1.78] [Taisaka] anaran-kazandrano
Vocabulary  49  Zoology: fishes

Entry (3/3)50  vao
Part of speech  51  noun
Explanations in French  52  [1.196] (ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot. Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée). [Sakalava]
Vocabulary  53  Botany
Scientific name 

Anagrams  55 

Updated on 2025/01/21