|
|
|
|

Entry1  ompan-ko faty vao ela velona
Elementary words  2  ompana, ho, faty, vao, ela, velona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy

Updated on 2024/12/07