|
|
|
|

Entry1  ompan-ko faty vao ela velona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy
Elementary words  4  ompana, ho, faty, vao, ela, velona

Updated on 2025/02/07