|
|
|
|

Entry (1/3)1  velona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e!
9  Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao?
10  Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy
11  Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany
12  Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana"
13  Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka
14  Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1]
Explanations in English  15  living, alive [1.7]
Explanations in French  16  vivant [1.8]
17  tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196]
Examples  18  fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona [2.131]
19  Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324]
20  Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59#77]
21  Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471]
22  tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472]
Morphology 
23  Simple :
24  Prefixed :
25  Imperative :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Patronyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  61  Proverbs containing the word velona

Entry (2/3)62  velona
Part of speech  63  interjection
Explanations in Malagasy  64  Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1]
Tables and plates  65  All the interjections

Entry (3/3)66  velona
Part of speech  67  adjective
Explanations in Malagasy  68  be voninahitra [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  69  levona, velona, volena

Updated on 2023/04/21