|
|
|
|

Entry1  antaravelona
Elementary words  2  antara, velona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano
Explanations in English  5  [1.2] [velona, living.] Extremely cold.
Examples  6  raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. [2.4#]
7  Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! [2.528#]

Updated on 2024/12/07