Entry | antara | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Faritra lalina amin'ny renirano [1.78] | |||
[Betsimisaraka] Faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [1.78] | ||||
Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1] | ||||
[Sihanaka] Farihy lalina [1.78] | ||||
Explanations in English | [Provincial] Deep water [1.2] | |||
Explanations in French | [Tankarana] Abîme d'eau. [1.19] | |||
Analogs | antaranoana ~ antaravelona | |||
Entry | antara | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in English | Cold, frigid [1.2] | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | anatra, antara, aranta, atrana, rataña, tarana |
Updated on 2020/07/31 |