|
|
|
|

Entry1  antaranoana
Elementary words  2  antara, noana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Explanations in English  5  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Examples  6  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#]
7  Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#]
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21