Entry | 1 noana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany |
Explanations in English |
4 [1.2] hungry 5 [1.7] hungry deflated (of a tire) |
Explanations in French |
6 [1.8] qui a faim, affamé dégonflé (se dit des pneus) |
Examples |
7 Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika: [2.293] 8 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 9 Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 mosarena, lampana, reraka, mangebaka, tsy mahatsindry tsihy, refona, fotsy tsinay, vava takiky, rebaka, maivan-tsy zaka, mai-molotra, mifezafezaka, miempaempa, mifehy kibo, mitakiky vava, mitanatana vava, mitsako dilana, milelalela ny ambavafo, voan' ny aretimbilany |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word noana |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/28 |