Entry | 1 tambinoana |
Root | 2 tamby, noana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana karazan' ahitra an-drano [1.1] |
Explanations in French |
5 (de tamby : paiement d'un service ; et noana : affamé, qui a faim). D'après Malzac, c'est une « plante aquatique ». En réalité du bord des eaux. Polygonum sp. (Polygonaceae). Le nom malgache indique qu'elle devait être consommée en période de disette. Voir aussi tambonoana. [Merina]
[1.196] 6 [Betsileo] |
Examples |
7 Tsy ny tambitsy no tsy misy, ary ny tambinoana no tsy mitovy teny, ary tsy ny tanàna no kely faritra; [2.69#219] |
Vocabulary |
8 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 10 ambin-taona, Amboantany, amboantany, anatambino, natambinao, tambinanao, tambinoana, tombananay |
Updated on 2020/07/31 |