Entry (1/3) | 1 tambỳ |
Root | 2 vy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mpiasa vy, mpanefy |
Explanations in English |
5 [1.2] an iron worker |
Explanations in French |
6 [1.5] forgeron |
Vocabulary |
7 Industry |
Entry (2/3) | 8 tamby |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka]
zavatra omena ny mpampivelona 11 [1.1] Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra 12 [1.13] valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa |
Explanations in French |
13 [1.13] prime |
Examples |
14 Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445#54] 15 livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (3/3) | 23 tamby |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 [1.196] Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [Betsileo]
|
Vocabulary |
26 Botany |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/28 |