Entry | 1 mampitamby |
Root | 2 tamby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mampitamby |
Updated on 2023/01/20 |