Entry | 1 tambitamby |
Root | 2 tamby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) |
Explanations in English |
5 [1.7] wheedling, coaxing; a bribe |
Explanations in French |
6 [1.8] action de cajoler, de faire des promesses alléchantes |
Examples |
7 Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470] |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |