|
|
|
|

Entry1  tambatambazana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba hangina ambara-pahatongan-dreniny
Kojikojena, anaovana teny malefaka na omena zavatra mba hitaomana hanao izay tian' ny tena: Notambatambazan' ny namany izy ka izariy no nahasimba azy
Explanations in English  4  [1.7] to be coaxed, to be bribed
Explanations in French  5  [1.3#659, 1.8] qu'on cajole, qu'on flatte
6  [1.3#659] qu'on caresse, que l'on console: Maneky tsara io soavaly, raha tambatambazana (Ce cheval obéit bien quand on le cresse) ~ Tsy mitomany intsony io zazakely io, rahefa tambatambazana (Cet enfant cesse de pleurer quand on le caresse) ~ Notambatambazan' ny namany izy ka izany no nahasimba izy (Il a été cajolé par ses camarades, et a été ainsi gâté)
Examples  7  [2.366] Ary raha izao isika vaventy manao ny raharaham-panjakana izao tokoa, tsy azo tambatambazana.
8  [2.470] Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anisizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka.
Root  9  tambitamby
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word tambatambazana

Updated on 2024/12/11