|
|
|
|

Entry1  tambitamby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo)
Explanations in English  4  [1.7] wheedling, coaxing; a bribe
Explanations in French  5  [1.8] action de cajoler, de faire des promesses alléchantes
Examples  6  [2.470] Safosafo loha sy tambitamby no azony;
Root  7  tamby
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Updated on 2025/03/30