|
|
|
|

Entry1  manambitamby
Root  2  tambitamby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana
Explanations in English  5  [1.7] to coax, to cajole
Explanations in French  6  [1.3#659, 1.8] cajoler, allécher
7  [1.3#659] caresser, flatter, consoler
Examples  8  Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470]
9  nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [1.3#659]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly
Proverbs  15  Proverbs containing the word manambitamby

Updated on 2024/12/11