Entry |
misafosafo
(safosafo (safo))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
|
Explanations in English | To caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
|
Explanations in French | Caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]
|
Morphology |
Present : |
misafosafo |
Past : |
nisafosafo |
Future : |
hisafosafo |
Imperative : |
misafosafoa |
|
|