|
|
|
|

Entry1  safosafo
Root  2  safo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany
Explanations in English  5  [1.7] a caress, the act of stroking
Explanations in French  6  [1.8] action de caresser de la main
Examples  7  safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
8  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
Analogs  11  tambitamby, tehatehaka, tambitamby, fanambatambazana, kolikoly, fanolikolena, fanejokejoana, fanojikojiana, famalifaliana

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21