Entry (1/2) | 1 kolikoly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. |
Explanations in English |
4 [1.7] coaxing; a bribe |
Explanations in French |
5 [1.8] cajolerie; pot-de-vin |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 kolikoly |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in French |
13 [1.196] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [Betsileo]
|
Vocabulary |
14 Botany |
Synonyms | 15 loha-voly |
Anagrams | 16 kolikoly, lokiloky |
Updated on 2025/01/21 |