Entry | manakolikoly (kolikoly) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | manolikoly | ||||||||
Anagrams | manakolikoly, manolikolika |
Updated on 2023/01/20 |