Entry | 1 safosafoina |
Root | 2 safosafo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lambolamboina amin' ny tanana 5 Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be [1.1] |
Explanations in English |
6 to be caressed, to be stroked gently [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on caresse de la main [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 fosafosaina, isafosafoan, nisafosafoa, safosafoina |
Updated on 2023/01/20 |