|
|
|
|

Entry (1/2)1  taolambalo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy.
Explanations in English  4  [1.2] the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part
5  [1.7] Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb.
Explanations in French  6  [1.3] Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille).
7  [1.5] Les ossements d'un défunt mort au loin, qu'on ramène dans le tombeau familial.
8  [1.8] Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial.
Examples  9  [2.5#79] olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo
10  [2.296] na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
11  [2.643#197] saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty.
Vocabulary  12  Religions, Beliefs
Elementary words  13  taolana, valo
Titles  14  Taolambalo (Andriamalala Emilson Daniel)
Proverbs  15  Proverbs containing the word taolambalo
Quotes  16  Texts mentioning taolambalo

Entry (2/2)17  Taolambalo
Part of speech  18  name (book title) [Full list]
Elementary words  19  taolambalo
Author  20  Andriamalala Emilson Daniel
Publishings  21  , 1999. Pages: 159

Anagrams  22  taolambalo, Taolambalo

Updated on 2025/04/14