Entry (1/2) | 1 zazavavindrano |
Elementary words | 2 zazavavy, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta |
Examples |
5 Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5] 6 zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#74] |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Titles | 8 Zazavavindrano (Andriamalala Emilson Daniel) |
Entry (2/2) | 9 Zazavavindrano |
Elementary words | 10 zazavavindrano |
Part of speech | 11 name (book title) [Full list] |
Explanations in French |
12 [1.59] roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel |
Vocabulary |
13 Literature: books |
Author |
14 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
15 Librairie Mixte, 1972. Height: 17cm. Width: 12cm. Pages: 143 |
Illustrations |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |