Entry (1/6) | 1 rano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1] |
Explanations in English |
4 water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2] 5 water; liquid [1.7] |
Explanations in French |
6 eau [1.8, 1.196] 7 liquide [1.8] 8 eau [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
9 Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324#] 10 Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69#286] 11 Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576] 12 Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442#95] 13 ny lakana no manjaka ambonin'ny rano inona no manjaka ambonin'ny tany? [2.131] 14 Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471] 15 Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470] 16 rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 131 Proverbs containing the word rano |
Article |
132 Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/6) | 133 rano |
Part of speech | 134 noun |
Explanations in French |
135 la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196] |
Vocabulary |
136 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Entry (3/6) | 138 rano |
Part of speech | 139 noun |
Explanations in English |
140 a child that dies under two years of age [1.2] |
Entry (4/6) | 141 rano |
Part of speech | 142 noun |
Explanations in English |
143 a disease supposed to arise from water [1.2] |
Vocabulary |
144 Health |
Entry (5/6) | 145 rano |
Part of speech | 146 adjective |
Explanations in English |
147 soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2] |
Entry (6/6) | 148 raño |
Part of speech | 149 noun |
Explanations in Malagasy |
150 sakaiza [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 151 rano, raño, rona, roña, rano, raño, rona, roña |
Updated on 2024/06/11 |