|
|
|
|

Entry1  ranonorana
Elementary words  2  rano, orana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany
Explanations in English  5  [1.2] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika
6  [1.7] rain
Explanations in French  7  [1.8] pluie, eau de pluie
Examples  8  zavona ve sa ranonorana? [2.131]
9  - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Vocabulary  10  Meteorology
Synonyms  11  orana
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word ranonorana
Article  18  Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21