|
|
|
|

Entry1  ranonorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany
Explanations in English  4  [1.2] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika
5  [1.7] rain
Explanations in French  6  [1.8] pluie, eau de pluie
Examples  7  [2.131] zavona ve sa ranonorana?
8  [2.470] - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo.
Vocabulary  9  Meteorology
Elementary words  10  rano, orana
Synonyms  11  orana
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word ranonorana
Article  18  Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19  naoranoran, ranonorana

Updated on 2025/02/02