Entry |
orana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
|
| Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
|
Explanations in English | Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
|
| Rain [1.7]
|
Explanations in French | Pluie [1.8]
|
Examples | Midona ny orana any Ankaratra
[2.131]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
orana,
ora-,
oram-,
oran- |
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
orana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
orana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
patsa
[1.78]
|
| Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
|
Explanations in English | The Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
|
| A shrimp [1.7]
|
Explanations in French | écrevisse [1.8]
|
Scientific name | Astacoides madagascariensis |
Examples | Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo
[2.324]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|