|
|
|
|

Entry1  morana
Root  2  orana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [Bezanozano, Tanala] [1.78]
5  manorana [Tanosy] [1.78]
6  Misy orana [1.1]
Explanations in English  7  rainy [1.2, 1.7]
Explanations in French  8  pluvieux [1.8]
Examples  9  Mandrahondrahon-tsy morana ny andro. [2.857#]
Synonyms  10  mañoraña
Analogs  11  morandava

Anagrams  12  amoran, anoram, manaro, mañora, manora, marano, maroan, morana, namora, naoram, naroam

Updated on 2023/04/10