Entry (1/2) | 1 hainteny |
Elementary words | 2 hay, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny an' ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, nampiasain' ny Ntaolo tamin' ny fananarana na nifamalian' ny tanora nanao resa-pitiavana 5 [1.62] lahabolana mirindra, feno ohatrohatra enti-mampita hevitra amin' ny fomba miolaka, ifamaliana ka ny tanora lahy sy vavy mifamboraka fitiavana no tena manao azy; ampisaina hampitana anatra amam-pitsipi-pitondran-tena ihany koa |
Explanations in English |
6 [1.2][hain-teny] A proverb, a figure of speech; a repartee, an adage. See ohabolana 7 [1.7][hain-teny] a short discourse in traditional form; words of wisdom |
Explanations in French |
8 [1.3][hain-teny] proverbe 9 [1.8][hain-teny] expression figurée; bref discours dans le style traditionnel 10 [1.67] (une) poésie traditionnelle; (l') art du discours, (le) savoir-parler: Tapitra nadika amin'ny teny firantsay ny hain-teny (La poésie traditionnelle a fini par être traduite en français) ~ Nisy teo amin'ny Ntaolo ny finaninanana hain-teny (Le concours du savoir-parler existait chez les Anciens; il y eut des compétitions en matière d'art du discours entre les ancêtres) 11 [1.5] réparties amoureuses (genre poétique traditionnel) |
Explanations in Italian |
12 [1.18] proverbio |
Examples |
13 Tsy izany ihany koa, fa amin' izany fiovaovsna izany dia misy ohabolana sy hainteny tsy dia manana fitohizana akory amin' ny teny mialoha sy manaraka azy. [1.38] |
Vocabulary |
14 Literature: (in general) |
Titles |
15 Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly) 16 Hainteny : the Traditional Poetry of Madagascar. (Fox Leonard) 17 Hainteny ankehitriny (Rakotonaivo François) 18 Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean) 19 Ny Haintenin'ny Ntaolo (Rakotonaivo François) |
Entry (2/2) | 20 Hainteny |
Subtitle | 21 the Traditional Poetry of Madagascar. |
Elementary words | 22 hainteny |
Part of speech | 23 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
24 Literature |
Author |
25 Fox Leonard |
Publishings |
26 Bucknell University Press, 1990. Height: 9.5in. Width: 6.5in. Pages: 464 |
Excerpts |
|
Anagrams | 32 |
Updated on 2025/01/21 |