Entry (1/2) | 1 teny |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
9 Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy 10 Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto" 11 Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao? [1.1] |
Explanations in English |
12 a word; speech; a language [1.7] |
Explanations in French |
13 mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 14 parole [1.3, 1.8, 1.5] 15 proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3] 16 ordre [1.5] 17 langue [1.8, 1.13] 18 langage [1.8] |
Examples |
19 ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [2.131] 20 ary izao no teny nentiny nila azy: [2.293] 21 -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [2.324] 22 Atao dikan' ilay teny grika hoe: [1.38] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 81 Proverbs containing the word teny |
Entry (2/2) | 82 teny |
Elementary words | 83 t~, eny |
Part of speech | 84 adverb, past form |
Explanations in Malagasy |
85 Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1] |
Examples |
86 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [2.324] |
Tables and plates |
87 All the adverbs |
Anagrams | 88 enty, teny |
Updated on 2024/03/21 |