|
|
|
|

Entry1  fitenenana
Root  2  teny
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Linguistics
Explanations in Malagasy  5  Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana
6  Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana
7  Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto
8  Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso"
9  (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1]
Explanations in English  10  the act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting [1.7]
Explanations in French  11  action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole [1.8]
Examples  12  Tsy ohabolana izany fa fitenenana. [2.285]
13  Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314]
14  Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245]
Titles 

Updated on 2023/08/12