|
|
|
|

Entry1  mararin-teny
Elementary words  2  marary, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy [1.1]
Proverbs  5  Proverbs containing the word mararin-teny

Updated on 2023/06/08