Entry | 1 marary |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony Mijaly: Marary ny foko Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina |
Explanations in English |
5 [1.7] ill |
Explanations in French |
6 [1.8] malade |
Examples |
7 Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472] 8 Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470] 9 marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214] 10 Narary izy (Il était malade) [1.20] 11 Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508] 12 mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131] |
Vocabulary |
13 Health |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word marary |
Anagrams | 36 |
Updated on 2025/01/21 |