|
|
|
|

Entry1  marary ovana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana
Elementary words  4  marary, ovana

Updated on 2024/12/07