|
|
|
|

Entry (1/4)1  ovana
Root  2  ova
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
5  Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1]
Examples  6  Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
7  Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word ovana

Entry (2/4)14  ôvana
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Physics
Explanations in Malagasy  17  Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156]
Explanations in French  18  noyau [1.13.fr#160]

Entry (3/4)19  ovana
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  22  Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
23  Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1]
Explanations in French  24  Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka] [1.196]
Compound words 

Entry (4/4)27  ovana
Part of speech  28  noun
Vocabulary  29  Botany
Explanations in French  30  (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  32  avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana, avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana

Updated on 2023/10/26