Entry | 1 marary |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony Mijaly: Marary ny foko Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina |
Explanations in English |
4 [1.7] ill |
Explanations in French |
5 [1.8] malade |
Examples |
6 [2.472] Ireo no mitsabo ny marary na maratra 7 [2.470] Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao 8 [2.131#214] marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato 9 [1.20] Narary izy (Il était malade) 10 [1.508] Mody narary ka nampiantso mpisikidy 11 [2.424#131] mety halemy be ilay olona ary harary |
Vocabulary |
12 Health |
Root | 13 rary |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word marary |
Anagrams | 38 marary, marira, mirara |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |