|
|
|
|

Entry (1/4)1  rary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretina, rofy, fanaintainana [1.1]
Explanations in French  4  mal, douleur, souffrance [1.3]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/4)14  rary
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [1.1]
Explanations in French  17  prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [1.3]
Examples  18  Roso ny rary sy ny dihy. [2.445#]
Derivatives 
19  Names :
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/4)22  rary
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  fandrarana [Taisaka] [1.78]

Entry (4/4)25  rary
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [1.1]
28  fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [1.13]
Explanations in French  29  tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
30  figuré: action d'arranger, de réconcilier [1.3]
31  armure, armature [1.13]
Examples  32  Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka. [2.470]
Derivatives 
33  Active verbs :
34  Relative verbs :
35  Names :
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  41  rari, rary, rira

Updated on 2024/10/05